Teny iditra | antandonaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antokon'olona nametrahan'ny mpanjaka fitokisana ka nisy tamin'izy ireo nofidiny ho mpanolo-tsaina [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Conseiller du roi [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |