|
|
|
|

Teny iditra1  antañehana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  sempotra noho ny hamainan'ny tenda, semposempotra noho ny hafanana na ny hazakazaka; sempotra, ana, reraka avy nihazakazaka ka tsy nahazo fiainana tsara [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31