Teny iditra antankay > Tankay (ta-, any, hay)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bezanozano] Bezanozano [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a tribe inhabiting the land bordering the forests. [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Ohatra 
1ary ny niantsinanana dia tonga Tankay ankoatry ny ala [Callet: Tantara, takila 564]
2Omeko ho fehezinareo ny Tankay. [Randriamamonjy: Tantara, takila 439]
Teny nalaina