|
|
|
|

Teny iditra1  an-tany hadiako an-danitra toharako
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanambarana fa tsy maintsy hataony izay hahazoana ilay nofofoiny na aiza handosirany na aiza hiereny
Singan-teny  4  tany, adia, lanitra, torahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07