Teny iditra an-tany hadiako an-danitra toharako
Singan-teny tany ; adia ; lanitra ; torahana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanambarana fa tsy maintsy hataony izay hahazoana ilay nofofoiny na aiza handosirany na aiza hiereny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19