Teny iditra Antemoro
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Jereo Taimoro []
Ohatra 
1Hita fa tsy anganoangano ny Zafitsimanito: tsy inona fa ny tranainy teto, ary lavina fa tsy Antemoro ireo. [2.245]
2Efa hitantsika ny momba ireo Antemoro anarivony nandevozinà tany Bara taorian' ny naharesy azy tao Marosily. [2.508]
Voambolana 
Lohateny Fomban-dRazana Antemoro

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/03