Teny iditra antery
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Tsy misy tentina na antery izany rehetra izany fa mandeha ho azy izao. [2.4]
2ary ny fahafatesany dia tsy antery, fa an-tsitrapo (10. [1.38]
3Feo hafa anefa no mbola namelovelo tao am-pony, feo nampahatsiahy azy ny folo andro sy telopolo andro, sy baositady, ny fampiasana antery, ny fakana ny taniny, ny mosary niainany teo imason' ny vary be nojereny fotsiny sahala amin' ny tany nahalavoana, feon' ny miaramilam-potaka nitondra ny mangidy indrindra mandritra ny roa taona latsaka kely, feon' ireo nokaravasiana sy niaritra fampahoriana isan-karazany tamin' ny tabataba, feon' ireo notifirina sy navarina velona tany Sahabe, antso farany nataon' ireo telo kalesy naringan' ny tafondro marovava tany Moramanga. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : antery, anteriko, anterinao, anteriny, anterintsika, anterinay, anterinareo, anterin', anterin-, anterim-
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31