Teny iditra | 1 anti-tsaina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] entina hilazana olona manana toetra na fisainana hendry, matotra |
Singan-teny | 4 antitra, saina |
Tovy hevitra | 5 anti-panahy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |