|
|
|
|

Teny iditra1  anti-dahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka] (antidahy) lahy antitra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] an old man. Contemptuous if used in Imerina. [1.2]
5 an old man (disrespectful) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 vieillard (peu respectueux) [1.8]
Ohatra  7  kirin' antidahy sy lahy manara-bady no fanarabiana nataon' izy ireo azy. [2.470#]
8  Ny renin-jaza mamikitra eo amin' ny andry, fa ny antidahy mitso-drano ireo ampakarina. [1.437#]
Mpanahaka  9  antibavy
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  anti-dahy, 11 haditany

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20