Teny iditra |
anti-dahy
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
(antidahy) lahy antitra [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
An old man. Contemptuous if used in Imerina. [1.2]
|
| An old man (disrespectful) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vieillard (peu respectueux) [1.8]
|
Ohatra |
1 | kirin' antidahy sy lahy manara-bady no fanarabiana nataon' izy ireo azy.
[2.470]
|
2 | Ny renin-jaza mamikitra eo amin' ny andry, fa ny antidahy mitso-drano ireo ampakarina.
[1.437]
|
|
Mpanahaka |
anti-bavy |
Ohabolana |
|