Teny iditra antidote
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Odi-poizina [1.4, 1.9]
 Fandresam-poizina [1.4]
 Famonoana poizina [1.9]
 Fiarovana [1.4, 1.9]
Ohatra 
1Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny fanaovan-taozavatra no fiarovana ny fahasorisorena) [1.4]
2Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny miasa dia fiarovana amin' ny fahamonamonainana noho ny tsy fisian' ny atao) [1.9]

Teny iditra Antidote
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rabemananjara Jacques
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02