Teny iditra (1/2) | 1 antidote |
Sokajin-teny | 2 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 odi-poizina [1.4.mg#39, 1.9.mg#17] 4 fandresam-poizina [1.4] 5 famonoana poizina [1.9.mg#17] 6 fiarovana [1.4.mg#39, 1.9.mg#17] |
Ohatra |
7 Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny fanaovan-taozavatra no fiarovana ny fahasorisorena) [1.4#39] 8 Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny miasa dia fiarovana amin' ny fahamonamonainana noho ny tsy fisian' ny atao) [1.9#17] |
Teny iditra (2/2) | 9 Antidote |
Sokajin-teny | 10 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
11 Haisoratra |
Mpanoratra |
12 Rabemananjara Jacques |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |