|
|
|
|

Teny iditra1  antilimbohitra
Fototeny  2  antily, vohitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo
Mpiambina na mpitsikilo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31