Teny iditra | antima | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Karazan-gidro [1.78] | |||
Karazana varika mifandray indrindra amin' ny simpona [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A species of lemur [1.2] | |||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |||
Sampanteny |
| |||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | |||
Teny iditra | antima | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Olona ratsy tarehy aoka izany [1.1] | |||
Fivaditsoratra | antima, manaty, matañy, mitana, tamany, tamina |
Nohavaozina tamin' ny 2022/10/15 |