Teny iditra antimoanina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy vainga fotsy manopy manga mafy nefa mora vaky fampiasa amin'ny taova aro dilotra [SLP 1986]
Fandikana frantsay antimoine [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31