|
|
|
|

Teny iditra1  antoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fanomezam-boninahitra sy haja na koa talantalana mifanao ambaratonga. [1.1]
4  mifanao ambaratonga [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  steps, stairs, order, gradation. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  degré [1.13]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :

Fivaditsoratra  11  anotana, antoana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31