|
|
|
|

Teny iditra1  antoanina
Fototeny  2  antoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Omem-boninahitra sy haja: Antoanina sy anjoanina ianareo tonga manatrika eto, tompokolahy sy tompokovavy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be surrounded by others in having one's dignity made manifest.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny antoanina io

Fivaditsoratra  11  anantoany, anatanino, anatonany, anontanay, anontania, anotinana, antoanina, iantoanan, iontanana, nanatoany, nanitoana, nanotanay, nataninao, niantoana, nitananao, notainana, notananay, notaniana, taninanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21