Teny
Anarana
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Takila fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny iditra
antoanto
an
dro
(
anto
an
dro
)
Sokajin-teny
anarana
Fandikana frantsay
[duplicatif diminutif]
[
Abinal 1888
]
Tsipelina hafa
antoandroto
an
dro
Ohatra
1
Ny
antoantoandro
, nisy fiarakodia niakatra tao an-tanàna.
[
Andraina: Mitaraina
]
2
Ka tamin'ny Alakamisy mbola
antoantoandro
ihany dia reny tamin'ireo mpivarotra namany niakatra taty Antananarivo
[
Rasamuel: Zanakantitra
]
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31