Teny iditra | 1 antongomby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana diamanga sahala amin' ny antsatoka, fa izy kosa tsy mba ny ombalahintongotra no mamely fa ny faladia |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [omby, an ox.] The act of jumping against an antagonist in the play of diamanga, so as to strike him with the feet. |
Voambolana |
5 Kilalao |
Mpanahaka | 6 diamanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |