Teny iditra | 1 antonona |
Fototeny | 2 tonona |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampy: Antonona azy ve io vary io Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things |
Ohatra |
6 Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany. [2.499] 7 Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany. [1.38] 8 Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany. [2.470] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny antonona io |
Fivaditsoratra | 10 anonotan, anontona, antonona, nanonota, nanotoan, nonotana, onontana, tononana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |