Teny iditra antonontonony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Misy ngezabe, misy antonontonony. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Ka he fa antonontonony tsy dia nisy tafahoatra taloha na ny fahantrana na ny harena. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 51]
3Antonontonony tamin' ny fivelomana avokoa izy rehetra, tsy misy sahirana na iray aza ary samy tokony ho afaka nanampy ahy tsara, raha tiany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 8]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/06