|
|
|
|

Teny iditra1  antrendry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry fianakavian' ny palmie maniry amin' ny tany mafana ary misy voany fihinana tsara
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de souahéli : tende). Phoenix reclinata Jacq. (Arecaceae). Fruit rappellant la datte. Très apprécié, bien que moins charnu que celui du vrai datte, on tire aussi la sève du bougeon terminal pour faire du vin de palme. [Sakalava]
5  [Tankarana]
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29