Teny iditra | antsafa | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Arahaba [1.78] | |||||||||||||||
Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom. [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny antsafa io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |