Teny iditra | 1 an-tsafelika |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tsy mivantaha, miolaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] avec des détours |
Ohatra |
5 [1.1] an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo |
Singan-teny | 6 any, safelika |
Fivaditsoratra | 7 alefantsika, an-tsafelika, nalefatsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |