Teny iditra | 1 antsakaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tovozina any andoharano: Rano madio no nantsakaiko anikeheo ka mahagaga fa toa naloto tao anaty siny fotsiny tao ilay izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be drawn or fetched (of water) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#749, 1.8] qu'on puise à la fontaine |
Fototeny | 6 ntsaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny antsakaina io |
Fivaditsoratra | 12 akantsanay, anatsakany, anatsikana, antsakaina, antsakanay, nanatsaika, nanatsiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |