|
|
|
|

Teny iditra1  antsamotady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a sling for throwing stones
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] fronde
Ohatra  6  [1.431#] Ny manao diamanga na antsamotady dia rarao;
7  [1.437#] Ny tambanivohitra no mpifamely vaton' antsamotady.
8  [2.606#] Dia nasian' ny anankiray tamin' ny antsamotady, ka voa teo amin' ny orony.
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny antsamotady io
Lahatsoratra  12  Randzavola: antsamotady ao amin' ny Baiboly (=> fiadiana sy fiarovana)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07