|
|
|
|

Teny iditra1  antsangoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  karazam-balala heverin'ny olona sasany ho fambara ratsy ny fahitana azy [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4  bibikely toy ny valala izay heverin' ny Betsimisaraka ho fambara loza raha hita [2.165]
5  insecte dont la vue annonce le malheur. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
7  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  8  antsangao, antsangoa, atsangano, tangosana

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25