Teny iditra | 1 antsangoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
karazam-balala heverin'ny olona sasany ho fambara ratsy ny fahitana azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.165] bibikely toy ny valala izay heverin' ny Betsimisaraka ho fambara loza raha hita 5 [1.19] [Tankarana] insecte dont la vue annonce le malheur. |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 7 Fivavahana, finoana |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny antsangoa io |
Fivaditsoratra | 9 antsangao, antsangoa, atsangano, tangosana, tsanganao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |