Teny iditra antsapaka (tsapaka)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fandikana anglisy by lot [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay en tirant au sort [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Amin' ireo sokajiny roa ireo, misy isa ilaina, ka dia antsapaka indray no akana izany isa izany, izay voaray amin' ny antsapaka, dia miandry fiantsoana sisa. [Andraina: Mitaraina, takila 132]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31