|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsasaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin' ny ravinkazo, lokon-javatra manopy vony). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  artificial ripening of fruits and tobacco. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  gâté, fermenté, terni; se dit des couleurs, des feuilles, des légumes, qui jaunissent ou se moisissent. [1.3]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)12  antsasaka
Fototeny  13  sasaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  a half, one half [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  la demie, la moitié d'une chose déterminée [1.3]
18  moitié d'une chose [1.5]
19  la moitié, les uns ... les autres [1.8]
20  moitié, demi [1.13]
Ohatra  21  1 grama isan'andro ho an'ny olon-dehibe ary antsasaka grama isan'andro ho an'ny ankizy [2.424#]
Kamban-teny 
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny antsasaka io

Teny iditra (3/3)25  antsasaka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  akondro, ny akondro masaka ihany no atao hoe antsasaka [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  28  banane mûre [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  29  Haizavamaniry: voankazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12