|
|
|
|

Teny iditra1  antsatoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony
Mpanahaka  4  diamanga

Fivaditsoratra  5  antsatoka, natotsaka, natsatoka, natsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21