Teny iditra | 1 antsavony |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Levona na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin' ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan' ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hita popòka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used only with very, lost, as very antsavony, unprofitable expenditure of time and labour, by turning the attention to too many objects; an undecided and wandering state of mind that wastes time without attaining the object sought after. |
Fivaditsoratra | 5 antsavony, antsovina, iantsovan, nanatsivo, natsovany, niantsova, novatsian, novatsina, ontsinava, tsy vanona, vantsiona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |