Teny iditra antsinjarany (tsinjara, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy at retail [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay au détail (commerce) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [Rajemisa: Fomba]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31