Teny iditra | antsioka (tsioka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Avy amin' ny toerana iavian' ny rivotra; lavitra dia lavitra, any lavitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Distant, far off. See andakira [1.2] | |
Fivaditsoratra | anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |