Teny iditra antsipilavaka
Singan-teny antsipy ; lavaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra tsipilavaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07