|
|
|
|

Teny iditra1  antsitrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra
4  [1.1#546] lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] diving into water
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau
7  [1.8] plongeon
Ohatra  8  [2.4] Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany.
Fototeny  9  sitrika
Mpanahaka  10  ranotsilany, tsikaroka, tsipysandry
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny antsitrika io

Fivaditsoratra  12  antsitrika, tarintsika, tsikiranta

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21