Teny iditra (1/2) | 1 antsiva |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 anjombona atao amin'ny akorandriaka [Betsimisaraka]
[1.78] 4 anjombona na anjomara fanairana na filazana [Tanala] [1.78] 5 Anjombona [Bara, Tanosy] [1.78] 6 Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2] 8 a bugle made from a conch shell [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 cor d'appel fait d'une conque marine [1.8] |
Ohatra |
10 Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#] |
Voambolana |
11 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/2) | 45 antsiva |
Sokajin-teny | 46 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
47 anjomaso [Taimoro]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 48 antsiva, vatsina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |