Teny iditra | 1 antsivy |
Singan-teny | 2 ana, sivy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top. |
Ohatra |
6 [1.437] An-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona |
Voambolana |
7 Kilalao |
Mpanahaka | 8 fanorona |
Fivaditsoratra | 9 antsivy, nivatsy, vatsiny, vinatsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |