Teny iditra | antsohara | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanosorana ranon-javatra mba hahamafy ny vilany tany vaovao. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Seasoning or tempering on a fire of a new earthen pot. [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | antsohara, orantsaha, rotsahana, satrohana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |