Teny iditra any ankoatra
Singan-teny any ; ankoatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Any amin' ny fiainana tsy hita aorian' ny fahafatesana, ankoatra an' itỳ fiainana itỳ [1.1]
Tovy hevitra any amin' ny fiainana any ankoatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16