|
|
|
|

Teny iditra1  aofana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atsoboka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mba ho tonga mafimafy kokoa; hamafisina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be tempered, to be hardened.
5  [1.7] to be tempered; to be trained
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on trempe (métal); qu'on entraîne
Fototeny  7  ofana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  afanao, anafoa, aofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21