|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aohotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] toerana iray ao an-trano izay voatokana hametrahana voatavo sy hipetrahan'ny vehivavy mahandro
Haiendriteny 
4  Tsotra :

Teny iditra (2/2)5  aohotra
Fototeny  6  ohotra
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] [Provincial] to be prepared, to be placed as in preparation
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  ahaotro, aohatro, aohotra, atoraho, haotrao

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10