Teny iditra aoka
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba!
Miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sufficient, enough [1.2]
 Enough! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Assez! puisse! [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : aoka, aokan', aok'
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12