Teny iditra aoka izany (aoka, izany)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy izaitsizy, fatratra: Mafy aoka izany itỳ hena itỳ / Tiako aoka izany itỳ tarin' olona mandihy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy very much, too much [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay oh combien, excessivement [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/03