Teny iditra | aoka izany | |
Singan-teny | aoka ; izany | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Izaitsizy, fatratra: Mafy aoka izany itỳ hena itỳ / Tiako aoka izany itỳ tarin' olona mandihy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Very much, too much [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Combien! oh que! à merveille! mirobolant [1.3] | |
Oh combien, excessivement [1.8] | ||
Tovy hevitra | aoka re izany | |
Tsipelina hafa | aok' izany | |
Fivaditsoratra | akoa izany, aoka izany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |