Teny iditra | 1 aoka izay |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#58] assez, cela suffit |
Singan-teny | 5 aoka, izay |
Fivaditsoratra | 6 akay izao, aoka izay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |