|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy misy olona, tsisy mponina: Tanàna aolo [1.1]
Kamban-teny rehetra  4 tanàna aolo

Teny iditra (2/2)5  aolo
Sokajin-teny  6  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antemoro] am-panombohana, anoloana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04