|
|
|
|

Teny iditra1  aompa (ompa)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny olona anozonana hifotitra amin' ny tena: Ny anabaviny mihitsy no naompany azy [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  7  aompa, pamoa, paoma

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05