Teny iditra | 1 aongana |
Fototeny | 2 ongana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc. 6 [1.7] to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 angoana, aongana, goanana, naganao, nagaona, nagoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |