|
|
|
|

Teny iditra1  aongana
Fototeny  2  ongana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano
5  Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa
6  Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc. [1.2]
8  to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14  aongana, goanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20